|
|
|
|

Teny iditra1  zara hasim-pototra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Zara hasina iraisam-pirenena iaingana raha handrefy zara hasina iray [1.13.mg#232]
Fanazavàna teny frantsay  5  Méridien d'origine [1.13.fr#232]
Tovy hevitra  6  zara hasim-piaingana, zara hasim-pialana
Singan-teny  7  zara, hasina, fototra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15